Dikan'ny teny : ajimandrafia

Hampiditra dikany hafa
a: Zavatra na biby sampona, izany hoe manan-toetra miavaka tsy toy ny fahita amin'ny karazany; antambo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723