Dikan'ny teny : ajedana

Hampiditra dikany hafa
(jedana), mt. at. (ajedano): Vonoina atao jihitra: Andro lehibe tamin'izay ka najedana daholo ny vorombe sy ny vorontsiloza Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008