Dikan'ny teny : ajàka

Hampiditra dikany hafa
(jaka), mt. at. (ajakao): Atolotra, atao jaka na fanomezana amin'ny Fandroana: Inona no hajakanao ny ray aman-dreninao amin'ito? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007