Dikan'ny teny : aisina
Hampiditra dikany hafa
(isina), mt. at. (aisino): Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon'Ikoto fa aza mifodelo lava izao. 1. h.i.: Tapahina ny lohan'ny lahinjiro efa maNary lavenona. * Ohab.: Ahy aza ny ielo aisiko: raha mba izaho no nanan-kanaovana, tsy maintsy ho vitako tsara mihitsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha