Dikan'ny teny : aiditra

Hampiditra dikany hafa
(iditra), mt, at. (aidiro) Atsofoka ao anatin'ny...:Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety. ? Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin'ilay sekoly ao akaikinay ny zanako. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093