Dikan'ny teny : ahodivitra
Hampiditra dikany hafa
(hodivitra), mt. at. (ahodiviro): Asaina na atao mihodivitra, mivily: Ahodiviro ny masonao raha mijery zauatra mety hahatafintohina anao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha