Dikan'ny teny : ahizina

Hampiditra dikany hafa
(hizina), mt. at. (ahizino): Alentika, ampidirina, ahitsoka: Nahiziny tao anaty fasika ny lakany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.059