Dikan'ny teny : ahitsy
Hampiditra dikany hafa
(hitsy), mt. at. (ahitsiho): Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsiho it? lalana itg. ? Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsiho tsara ireto seza ireto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha