Dikan'ny teny : ahina
Hampiditra dikany hafa
(ahy), mt. ih. (ahio): A-tahorana: Ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody. ~ Karakaraina, raharahaina: Tsy ahiny akory ny asany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha