Dikan'ny teny : ahidrano

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a: Karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073