Dikan'ny teny : ahezaheza
Hampiditra dikany hafa
(hezaheza), mt. at. (ahezahezao): Ajoro, atsangana mijoro tsara: Nahezahezany teo anoloan'ny vahoaka teo ilay zaza zara raha mitafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha