Dikan'ny teny : ahasina
Hampiditra dikany hafa
1.
(hasina) mt. at. (ahasino): Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin'ny ambanilanitra tamin'ny uolatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(hasina), mt. at. (ahasino): Aolana. ~ Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozo io fa voky loatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha