Dikan'ny teny : aharo
Hampiditra dikany hafa
(haro), mt. at. (aharoy) Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin'ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanauaka azy. * Ohab.: Vary zato naharon' ny sompitra: enti-milazaolona samy hafa toerana na fonenana nefa nakamban'ny ra maha-mpihavana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha