Dikan'ny teny : ahandrona
Hampiditra dikany hafa
(handrona), mt. at. (ahandroy): (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin'ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha