Dikan'ny teny : ahandrina
Hampiditra dikany hafa
(handrina), mt. fit. (ahandrino): Entina manandrina na mijery olona manatrika tsara: Maso menan'ny hatezerana no nahandriny ahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha