Dikan'ny teny : ahalasanana

Hampiditra dikany hafa
(lasa), mt. mpam. toe-j.: Andehanana: Lazao ahy ny andro hahalasananao. ? Ahafatesana: Roa taon izay no nahalasanan-dRakoto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099