Dikan'ny teny : afitsaka
Hampiditra dikany hafa
(fitsaka), mt. at. (afitsaho): Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan'ny hanorenana ny trano. 1 Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha