Dikan'ny teny : afatotra
Hampiditra dikany hafa
(fatotra) mt. fit. (afatory): Entina mamatotra; afehy: It? tady it? afatotra io alika io. F? mt. cit.: Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin'ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha