Dikan'ny teny : afaoka
Hampiditra dikany hafa
(faoka), mt, fit. (afaohy): Entina mamaoka na manala loto amin'ny zavatra iray amin'ny alalan'ny lamba ampandalovina eo amboniny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha