Dikan'ny teny : afangopangotra
Hampiditra dikany hafa
(fangopangotra), mt. at. (afangopangory): Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr'ilay zaza ny taretra ka saiky tsy hay nouahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha