Dikan'ny teny : adijidà

Hampiditra dikany hafa
(fr. adjudant) a.: Ambaratongam -pahamboniana na gradin'ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Adijidà-Sefo amboniny sy ny Serizà-Sefo ambaniny; mitovy laharana amin'ny Maître tsotra amin'ny taffka an-dranomasina (jer. Grady). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1287