Dikan'ny teny : adabobe na adabovavy
Hampiditra dikany hafa
a,: Karazan'adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka atao fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha