Dikan'ny teny : abosibosika
Hampiditra dikany hafa
(bosibosika), mt. at. (abosiboseho): Hanina haingana, arapadrapaka: A-bosiboseho ity uary, ry Koto, fa sao diso fidirana eo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha