Dikan'ny teny : abonaka
Hampiditra dikany hafa
(bonaka), mt. at. (abonaho): Avala hibonaka, na hibontsina noho ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe, hibotanaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha