Dikan'ny teny : abo
Hampiditra dikany hafa
p• t.: Teny fahita indrindra amin'ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin'ny hoe avo, ambony, tsy takatra: A-bo toerana loatra io boky io ka makà tohatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha