Dikan'ny teny : abehambehana
Hampiditra dikany hafa
(behambehana), mt. at. (ambehambehano): Atao mibehambehana, avelatra (tanna) na asabàka (tongotra) mba haka toerana be toa mitory fanambonimbonian-tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha