Dikan'ny teny : aapanapana
Hampiditra dikany hafa
(apanapana), mt. at. (aapanapano): Atotototo, avezivezy: Mba ratsy koa Rangahy iny; naapanapany eran'ny birao ity olona ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha