Dikan'ny teny : aainginaingina
Hampiditra dikany hafa
(ainginaingina), mt. at. (aainginaingeno): Apetraka amin'ny toerana avo: Aza aainginaingina eny io tavim-boninkazo io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha