Midodododo [hery] | : | (dodododo) mt, s, (midodododoa): Mandeha haingana, mihazakazaka: La_ sa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka, ? Mirohotra haingana: Nidodododo ny uahoa. ka mba hamonjy ny haintra_ no. ? Tonga maika dia mai-ka: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo a_ nareo amin'izao fahoriana I. zao, Ahitsio |
Midodadoda [hery] | : | (dodadoda) mt. P.: Mandanllany foana, mirobaroba, Ahitsio |
Midodadoda [hery] | : | (dodadoda) mt, s,: Mirehitra misy lelafo be, midedadeda. Ahitsio |
Midoboka [hery] | : | (doboka) mt, s,: Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga, / Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny ra. no, ? Mipaika: Nidoboka (na nidobodoboka) ny foko teo am.piandrasana ilay uaovao, ? M.h,: Mitepotepo,mitotototo, mltotovarY. ? Misamonomonona: Midoboka ny ro. fina misy rano, Ahitsio |
Midoboka [hery] | : | (doboka) mt, s,: Mitoetra, mipetraka, mi,jano. na elaela amin'ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo, Ahitsio |
Midobibika [hery] | : | (dobibika) mt, s.: Miangona, mivangongo, mijanona mipetra-potsiny: Mido. bibika ao an.tokotany ao ny kitay, Ahitsio |
Midobebaka [hery] | : | (dobebaka) mt. s,: Mipetraka, mibahan-toerana noho ny hatezerana, Ahitsio |
Midoaka [hery] | : | (doaka) mt, s.: Misandratra, mitorajofo, Ahitsio |
Midoadoa [hery] | : | (doadoa) p.t.: Mieboebo, manao teny feno rehareha sy hambo, Ahitsio |
Midizina [hery] | : | (dizina) p.t.: Mijoro mitsatoka tsara. Ahitsio |
Midizidizy [hery] | : | (dizldizy) p,t, na mt, Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin'izay misy azy, ? Mandeha amin'izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka, Ahitsio |
Miditra [hery] | : | (iditra) mt, s, (midi. ra): Manao ditra: Midttra handeha Zomd ny zafikeli. k o. ? M.h.: Mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka, Ahitsio |
Midi-trosa [hery] | : | miditra amin'ny fitrosana, / Midi-droa: an'nY lafiny roa, J Vola miditra: vola azo. ? M.h.: Mitsofoka, mitsorofoka, mijoloka, miditra ma. ninteraka, miborobaka, mi. tsopaka, mitsoropaka, mitsotaka, maninteraka. ? Midi. tra, mandroso miroso, misosososo, mljoioniolona, mi. solontsolona, ? Miditra misoko, misovoka, ? Miditra mirotsaka, milatsaka, miro,-. boka, mitsoboka, mitsabaka, manao tsobo.dranon-dRamiangaly, Ahitsio |
Miditra [hery] | : | (iditra) mt, s, (midira): Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba. ? Manaiky hiraY amin'ny fianakaviana na hi. kambana amin'ny flkambanana iray: Te hiditra ho za_ nakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aluo ho vady. / Niditra ho miaramila Rakoto. ? Manomboka miasa: Amin'ny ualo no mi. ditra ny mpiasa, ? Mikasika zavatra tsy raharahan'ny te-na: Aza miditra amin'izany ianao fa zavatra tsy hainao izany, ? M,h,: Mitsabaka. 1 Anaovana ka mahatonga: Mi-8Y iaro maro samihafa miditra amin'ny savony. 1 Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa fa. ran'ny volana, - F,-p,: Idiran-doza, idiran' angano: voan'ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, / Idiran-doza na idiran'izay loza: fitenY mirary ratsy ho an'olona, fanom. pana. / Tsy miditra amin' izay izy: tsy araka ny tena izy fa mifandiso be ihany, / Midi-bingo, midi-kizo: mitsofoka amin'ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena, / Ahitsio |
Midity [hery] | : | (dity) mt, s.: Miraikitra, Ahitsio |
Midiridiry [hery] | : | (diridiry) mt, s, sady p,t, (midiridiria): Henjana: Inona no nohanin'ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony, ? (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho. ? Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakitenY no akana ny hevitra na an'ohatra): Nidiridiry ny tongony havia. ? Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaouana azy. ? M,h,: Mihinjitra, mihinji. hinjy, miziriziry, Ahitsio |
Midio [hery] | : | (dio) mt, s, (midioua): Misasa: Lasa nidio any amin' ny rano mandeha any izy. ? Manala tena amin'ny fiampangana: Nidlo tena teo ana_ trehan'ny fitsarana izy. Ahitsio |
Midinika [hery] | : | (dinika) mt, s, (midiniha): Miara-mihevitra, man. dinika miaraka: Mbola midi. nika io raharaha to ny Mini. sitra, ? Manatona (olona) mba hiresaka momba,,,: Tonga aho hidinika aminao ny fia na rani Solo. Ahitsio |
Midingina [hery] | : | (dingina) mt, s,: Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin.drambo ny alika, ? Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo am_ bonin'ny olona rehetra ny lohany, ? Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soaualin.dRandrianjafy, ? Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina i. zaitsizy nivoaka ny trano. Ahitsio |
Midingidingy [hery] | : | (dingidingy) mt, s.: Mianiera dia mivarfmba. rina, mikodiadia, Ahitsio |