Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avona: Avonavona a: Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton'ny avonavony ny…tohiny
Avondrona: (vondrona) mt. at. (avondrôny): Atambatra mba hikambana ho iray: A-uondrôny daholo ny olonairay tanàna…tohiny
Avongady: (vongady) mt. at. (auongadio): Amidy mitambatra, miaraka: Moa ts.y navongadin'ilay mpivarotra daholo…tohiny
Avongaingy: (vongaingy) mt. at. (avongaingeo): Enti-milaza ny entana na ny zava-mavesatra atao eo an-damosina ka…tohiny
Avongana: (vongana) mt. at. (avongàno): Atao mivongana. tohiny
Avongika: (vongika) mt. at. (auongeho): Vesarana entamavesatra: Aza avongikao ahy daholo ireto sobika feno voasary…tohiny
Avongitrika: (vongitrika) mt, at. (avongitriho): Avandravandra mampitahotra toy ny hamono ers' (maso). tohiny
Avongo: (vongo) mt, at. (avongàhy): Atoby, atao mifanongoa. tohiny
Avonjy: (vonjy) mt. fit. (avonjeo): Entina mamonjy, manampy: Ariary foira monta no azoko auonjy anao aloha fa…tohiny
Avonkina: (uonkina) mt. at. (avonkeno): Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo,…tohiny
Avono: (vono) mt, fit. (avonoy): Entina mamono. tohiny
Avontirika: (vontirika) mt. at,: Avandravandra be toa hivoaka ny taola-maso mihitsy (maso). tohiny
Avonto: (vonto) mt. fit. (avontosy): Entina mamonto. tohiny
Avony: (fit.-p.) p.t.: Afenina, misokosoko. tohiny
Avoravora: (voravora) mt at. (avorauorao): Goragoraina, gerageraina. tohiny
Avorika: (vorika) mt. fit. (avoreho): Entina mamorika, mamosavy amin'ny zava-pihinana. tohiny
Avorina: (vorina) mf, at. (avoreno): Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy…tohiny
Avorovoro: (vorovoro) mt, at. (auorovoroy): Asafotofoto, asaritaka. tohiny
Avosa: ft.: Fitobian-javatra betsaka miavoavo. - t.i.f.: Miavosa, fiavosa / favosana,fiavosana. tohiny
Avosaina: (avosa) mt, ih. (avosay): Atao miavosa; avovona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0413