Litera z
Zehena: (zehy) mt.ih. (zehèo): Refesina amin'ny zehy: Zeheo kely ny hala- 105-, uan'ny rindrina atsimo. ? Ferana,…tohiny
Zehozeho: a.: Teny ilazana fandeha miadana ary mibaikabaika toy ny an'ny antitra, mihozohozo raha mandeha. - t.i.f.:…tohiny
Zehy: a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny ankibe ka hatramin' ny tendron'ny fanondroadala henjanina tsars. —…tohiny
Zendana: p.t.: Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin'ny toetrany;…tohiny
Zenjena: a: Fandehandehanana tsy misy antony. - t.i.f.: Manjenjena, fanienjena, mpanjenjena / mizenjena fizenjena,…tohiny
Zepe: (fr. des épées) a.: Sabatra. Zeperona (fr. des éperons) a: Vy mifaraingo apetaky ny mpitafngin-tsoavaly…tohiny
Zepoleta: (fr. les épaulettes) a: Kiramborambo eny amin'ny sorok'akanjon'ny miaramila izay matetika azo amantarana…tohiny
Zera: a: Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka. 1 tif: Zeràna, azera, voaze• ra, zinera / maniera,…tohiny
Zerana: (zera) mt. ih. sy pdr. (zerao): Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan janako. ~ Asiana, riatana: Nozeran'ny…tohiny
Zetra: a.: Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jer. Zotra).…tohiny
Zevazeva: a.: Toerana banga eo anelanelan'ny zavatra roa. ~ p.t.: Tsy an'ny atsy tsy an' ny aroa, eo anelanelany.…tohiny