Litera z
zava-manitra: zavatra mampatsiro sakafo, mety ho zava-maniry manim-pofonatohiny
Zava-pihinana: karazan-tsakafo masaka. / Zava-pisotro: karazan-drano misy alkaola. / Zava-tsofina: zavamaneno tso fina…tohiny
Zavajavatra: (zavatra) a.: Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana.
tohiny
Zavakanto: a.: Ny zavakanto, dia hetsiky ny olombelona, na vokatry ny hetsiny, manana tanjona mandamina ny zavatra…tohiny
Zavamananaina: na Zavamiaina a.: Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty,…tohiny
Zavamaneno: a.: Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin'olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana…tohiny
Zavamaniry: a: Anarana ikambanan'ny zavatra rehetra avy amin'ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery…tohiny
Zavatra: a.: Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zauatra manan-tsaina fa…tohiny
Zavona: a.: Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin'ny maraina na ny hariva eny amin'ny habakabaka,…tohiny
Zavozavo: a.: Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina. 6 t. t f : Zavozavoina,…tohiny
Zavozavoina: p.t.: Enti-milaza loko atao somary matromatroka, tsy matevina na mifotetaka.
tohiny
Zay: Fanafohezana nY hoe "Izay" (jar. io teny io). ? Teny kely entina mankatü izay lazaina: Moa tsy izany…tohiny
Zaza: a: Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza. ? p.t.: Tsy mato-tsaina,…tohiny
Zazahova: a.: Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin'ny ady an-trano maro fahizay ka tonga…tohiny
Zazavavindrano: a.: Karazan' olon-dia tsars tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin'ny zohy any ambany rano na amin'ny…tohiny