Litera z
Zaitra: a.: Fampikambanana lamba amin'ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely.…tohiny
Zaka: a: Dity, fitondràna: Fikasana an'olombelona fa ny zaka an-Janahary. 1 mt th. ft.: Azo entina fa tsy…tohiny
Zakaina: (zaka) mt. ih. (zakao): Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy ualiny ihany izany. 1 Entina, fehezina,…tohiny
Zalahy: s.a.: Teny ilazan'ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso:…tohiny
Zambazamba: p.t:: Be dia be, ilazana isa mihoatra izay azo saintsainina. * F.-p.: Tsy hita zambazamba: 1) tsy hita…tohiny
Zana-tsindrife: zanaky ny mpanompovavy tamin'ny tompolahiny. / Zanaka antrano: zanaka tsy nateraka fa velomina sy karakaraina…tohiny
Zanabolana: a.: Antontan-javatra goavana alefan'ny olombelona eny amin'ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra…tohiny
Zanahary: a.: Teny enti-milaza an' Andriamanitra, NatLahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo am fanoloina…tohiny
Zanahina: (zanaka) mt, ih. (zanaho): Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely. • Ampiterahina,…tohiny
Zanaka: a.: Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan'ny kibony aza:…tohiny
Zanapeo: a.: Anarana omena ny zanatsoratra eo amin'ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo…tohiny
Zanaraly: na Zaranaly a.: Tsy fampiasa intsony ireo teny ireo fa Jeneraly no fiteny ankehitriny (jer. io teny…tohiny
Zanatany: a.: Tany izay zanahin'ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany…tohiny
Zandary: (fr. gendarme) a.: Antokon'olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana…tohiny
Zandrimpeny: a.: Ilay tonontaolana voalohany amin'ny ela-borona, atao koa hoe "solompeny".
tohiny