Litera v

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Valahetraka: na Valaketraka a.: Toetran'ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy. • p.t.: Rera-tsaina eo…tohiny
Valaka: p.t.: Mahatsiaro tena ho reraka noho ny hery lany nampiasaina; trotraka; kotra: Valaky ny asa tany Rabe.…tohiny
Valala: a.: Karazam-bibikely la-va tanna, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava…tohiny
Valalabemandry: a.: Teny entimilaza ny ankapobem-bahoaka. tohiny
Valalamena: a.: Ireo valala vahiny na valala vao. tohiny
Valalamihoatra: (Bl) a: Randram-bolo betsileo miendribalala mihoatra. tohiny
Valalanina: p. t.: Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo…tohiny
Valalatsimandadiharona: a: Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana. tohiny
Valambato: (Btm) a.: Vilany tany. tohiny
Valamena: a.: Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara. • h. 4: Ny Fitsarana. tohiny
Valamparia: a: Tovon-tanymamaritra ny sisin-tanimbary, atao koa hoe "tahalaka". tohiny
Valampatra: a: Toetran'ny tongotra atsotra raha mipetraka. 1 t.if: Avalampatra, voavalampatra, tafavalampatra /…tohiny
Valana: (vala) rit. ih. (valao): Asiana fefy manodidina: Va-lao ny ombinao sao dia mitondraka enyamin'ny tanimbolinay.…tohiny
Valana: a.: Fandehan'ny rano manaraka ny iva. 6 t.Lf.: Avalana, voavalana, tafavalana 1 mamalana, famalana 1…tohiny
Valanaretina: a : Areti-mifindra. tohiny
Valandotra: ft.: Toetran'ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina.…tohiny
Valandotra: a.: Ny filazana hoe ampahafirin'ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Oh.: misy trano 12…tohiny
Valandresaka: a.: Lahateny feno famelabelarana atao amin' olona tafavory, izay mifandahatra rehefa avy eo, samy milaza…tohiny
Valangidina: ft.: Fikodiavana amin'ny tany, fianjerana amin'ny tany; faharavan-karena. i t.Lf.: Avalangidina 1 mivalangidina,…tohiny
Valangitriky: (Tsm) a.: Andry omby an-kalamanjana mandritra ny alina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.07