Litera v
Voantolongo: a.: Voasarimakiranamarikivy izaitsizy.
tohiny
Voantondro: a: Ny refy mitovy amin'ny haben'ny rantsana iray izay atao koa hoe: anky (halavana: 18m/m).
tohiny
Voantrotroka: a.: Karazan-kazo madinika (Tristemma Virusanum).
tohiny
Voantsakoa: a.: Karazan-javamaniry (Spondias).
tohiny
Voantsefoka: a.: Anarana bibikely.
tohiny
Voantsianaranana: a.: Voan'ny ampaly.
tohiny
Voara: a.: Karazan-kazo vaventy midoroboka naman' ny aviavy, madinidini-boa fihinana, toy ny aviavy sy ny amontana…tohiny
Voarakitia: a.: Karazan-kazo izay miteraka afo rehefa ampifampikasohina.
tohiny
Voaramontsina: a.: Hazo lehibebe mahatratra 2 na 3 metatra ny haavony; fihinana ny voany, izay mivondrona ho salohy…tohiny
Voaramontsina: a.: Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsfro (Vaccinium fasciculatum).
tohiny
Voarampoaitra: na Voarampoitra a: Karazan-kazo (Eugenia).
tohiny
Voaroihazo: a.: Karazana voaroy fihinan'ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy".
tohiny
Voaroimainty: na Voarointsilo a.: Karazan voaroy mainty.
tohiny
Voaroimbazaha: Voaroimena, Voarointsaka a.: Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius).
tohiny