Litera v
Voanantay: a.: Karazan'anamamy maniry eny arnin'ny zezika. ~ h. o.: Enti-milaza ny zaza maroroka loatra.
tohiny
Voanantoka: a.: Karazam-boangory mitovy habe amin' ny voanosy.
tohiny
Voanantsindrana: a.: Karazankazo kely madinika mamimamy ny voany.
tohiny
Voandamory: a.: Voatabiha maniry ho azy ary madinika kely.
tohiny
Voandamoty: a.: Karazana paisom-bazaha teratany.
tohiny
Voandelaka: a.: Anaran-kazo lehibe madinidini-dravina, ny voany mavo mitambatambatra ho sampaho.
tohiny
Voandramiary: a.: Karazan-javamaniry fahita eny arnin' ny harambato na anaty honahona, misy voniny fotsy, mitovitovy…tohiny
Voanembanalika: na Voanembanamboa a.: Karazan-kazo madinidinika ny voany sy ny raviny, fanao famalanana na fisotro mampahatsemboka…tohiny
Voangaly: a.: Karazam-boangory mitovitovy amin'ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cétonia).
tohiny
Voangilombazaha: a: Anarana hafa ilazana ny voatabiha.
tohiny
Voangoribe: a: Karazam-boangory be fihinana.
tohiny
Voangorifotsivody: a.: Karazam-boangory kely fihinana, mifaritra fotsy ny vodiny.
tohiny
Voangorimbaratra: a. :Karazamboangory kely mivelona any anaty ahitra.
tohiny
Voangorimpasika: a.: Karazamboangory kely mivelona any anaty fasika amoron-drano.
tohiny
Voangorinakoho: a: Karazamboangory.
tohiny
Voangorindroho: a.: Karazamboangory.
tohiny
Voangorintapia: a.: Karazamboangory.
tohiny