Litera v
Voahangindrano: a.: Karazamboahangy namboarina fa tsy vita-Nanahary.
tohiny
Voahangisampandralambo: a.: Ny tsara sy sarobjdy indrindra amin'ny karazam-boahangy.
tohiny
Voahangitsimandrilalana: a.: Karazam-boahangy lehibe indrindra.
tohiny
Voahangy: a,: Zavatra boribory kely mahafinaritra avy amin' ny biby any anaty ranomasina, ataon'ny vehivavy fihaingoana;…tohiny
Voaka: a.: Fialana avy ao anaty toerana iray mankany ivelany; fisehoana ety ivelany; fampisehoana asa natao.…tohiny
Voakitsonamboa: a.: Karazana voaloboka (Vitis microdiptera).
tohiny
Voalavo: a: Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo)…tohiny
Voalavofotsy: a.: Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian'ny saka hohanina (voalavofody…tohiny
Voalehilahy: p.t.: Voafora, efa vita hasoavana.
tohiny
Voalobokala: a.: Voaloboka dia.
tohiny
Voalohany: p.t.: Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin'ny taona. ? Fiandohana:…tohiny