Litera v
Vinanina: (vinany) mt. ih. (vinanio): Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin'ny…tohiny
Vinanto: a.: Vadin'ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka lzany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na…tohiny
Vinany: a.: Eritreritra na tsindrimandry amin'ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny…tohiny
Vinavina: a.: Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny…tohiny
Vinavinaina: (vinavina) mt. ih. (vinavinào): Tombantombanana: Vinavinào aloha izay ho laninao alohan'ny hanorenanao…tohiny
Vindaka: p.t.: Sosotra. Vindavinda a.: Teny an-katezerana mikitakita. - t.i.f.: Tafavindaka, tafavindavinda I…tohiny
Vindina: ft.: Fivontosana tahaka ny voakaikitry ny renitantely; fivontosan'ny molotra raha 'dardera na nisy namely…tohiny
Vingavinga: a: Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin'ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana,…tohiny
Vingavingaina: (vingavinga) mt, ih. (vingavingao): Ivaivain, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy…tohiny
Vingina: na Vingivingina (vingy) mt. ih. (uingfo, uingivingio): Entina amin'ny tandron-tanana. •Tsiratsirafna.…tohiny
Vingitina: na Vingirina (vingiira) mt. ih (vingito, vingiro): Entina amin'ny loba fanondro sy ny ankibe: Ento tsara…tohiny
Vingitra: a.: Fitondran-javatra amin'ny loba fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy. - t.i.f.:…tohiny
Vingy: sy Vingivingy ft.: Fitondran-javatra amin'ny tendron-tanna ihany, toy ny zavatra maivan-kely. ~ Fanaovana…tohiny
Vinidy: (vidy) mt, ih misy tsofoka in: Voavidy, novidina, naloa vola: Taiza no novinidinao it? tsihy it9?
tohiny
Vinikina: (vikina) mt. ih. misy tsofoka in: Novikinina, nodinganina, nihoarana: Tatatra ma metatra no novinikin'…tohiny