Litera v
Verimaso: a.: Fijerena amin' ny hirika kely amin'ny larrrba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana:…tohiny
Verina: a.: Fahatongavana indray eo amin'ny toerana nialans. • Fanaovana dia mianotra. •Fanaterana. - t.i.f.:…tohiny
Vero: a.: Karazan'ahitra lava, ny raviny mahitsy maranfdoha (Andropogon hirtus, L). Misy karazany vitsivitsy…tohiny
Verofehana: a.: Karazam-bero (Andropogon nardus).
tohiny
Veroka: a.: Teny tsy fahita afatsy amin'ilay fombam-pitenenana hoe: Tsy azo veroka, tsy hita veroka: tsy azo…tohiny
Veromanitra: a.: Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon…tohiny
Verontsanjy: a.: Karazam-bero vaventy sady lava (Andropogon Cymbarius).
tohiny
Very: p.t.: Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko,…tohiny
Very rerika: latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony. / Very saina: lasa…tohiny
Vesarana: na Vesarina (uesatra) mt. pdr. (vesaro): Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io…tohiny
Vesatra: a.: Lanja: Ny vesatry ny adidy. i• Ny hadontoana, tsy fisononohana. - t.i.f.: Vesarana, vesarina, avesatra,…tohiny
Vesohina: (vesoka) mt. ih. (vesohy): Enti-milaza ny zavatra resahina tsisy faranY mandany andro.
tohiny
Vesoka: a: Pentsompentsona, fitenenana tsisy farany mandany fotoana, vatsavatsa, ta-ria. - t.i.f.: Vesohina,…tohiny
Veta: p. t.: Mainte, flafna, tia na milalao loto: Ity tena zozo veta mihitsy: diky maloto io dia lalaouiny.…tohiny