Litera v
Vatosanga: a.: Karazam-bato rehefa dorana 1500 mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra.
tohiny
Vatosokina: a: Karazam-bato fasipasehina na misy mivongambongana kely madinika.
tohiny
Vatosolaitra: a.: Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka.
tohiny
Vatotsileondoza: a.: Karazambatosoa.
tohiny
Vatovandana: na Marbra o.: Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo…tohiny
Vatovary: na Vatoasana a.: Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy…tohiny
Vatra: ft.: Vanditra amin'ny tena avy amin'ny kapoka na tady namatorana. i t. L f.: Mivatra, fivatra 1 vatravatra.…tohiny
Vatra: a: Voakarakara, voakolokolo: Ho oatranao ve ireto zaza ireto? ? Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako…tohiny
Vatravatra: a.: Fahatongavana rodobe amin-kery. ? Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy. 1 t.Lf.:…tohiny
Vatravatraina: (vatravatra) mt. ih. (uatravatrao): Entina na tenenina mahery.
tohiny
Vatritrika: Mitovy amin'ny Trfngitringy. 6 t.Lf.: Mivatritrika.
tohiny
Vatsavatsa: a.: Kamentsona, pentsompentsona, habasiambava; taria. • p. t.: Basivava. - t.i.f.: Vatsavatsaina, avatsavatsa,…tohiny
Vatsavatsaina: (eatsavatsa) mt. ih. (uotsavatsà o): Tariavina, kamentsonina.
tohiny