Litera t
Tsivarivary: a.: Lalaon'ny ankizy, ka ny vovoka sy ny vato kely no mody ataony vary sy hena; kivarivary,
tohiny
Tsivaza: p.i.: Sivy (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (jar. Ingisa).…tohiny
Tsivazivazy: o.: Mitovy amin' ny Kivazivazy.
tohiny
Tsivembena: a.: Mitovy amin' ny Vembena.
tohiny
Tsivetraka: a.: Toetran'ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana. i t.…tohiny
Tsivetrany: na Vetrany a.: Ny ila fen-kisoa izay atao koa hoe avaka.
tohiny
Tsivezabezatra: Mitovy amin' ny Vezaveza.
tohiny
Tsivikinindahy: a.: Tamboho kely ivaiva.
tohiny
Tsivinitra: p. mt.: Tsy rototra, tsy maka sarotra.
tohiny
Tsivohibohitra: a.: Sarin-tanàna ataon'ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika…tohiny
Tsivorivory: a.: Mitovy amin' ny Vorivory.
tohiny
Tsizarizary: p.t.: Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany,…tohiny
Tsoahana: (tsoahy) mt. ih,: Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra. 1 Esorina, alana: Notsoahany…tohiny
Tsoaka: ft.: Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana. - t.i.f.: Tsoahana, voatsoaka, tafatsoaka…tohiny
Tsobatsoba: p.t.: Be rano loatra, be rony loatra. i t.tf,: Mitsobatsoba, fitsobatsoba 1 mahatsobatsoba.
tohiny