Litera t
Tsitongatonga: a.: Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. - t.i.f.: Mitsitongatonga.…tohiny
Tsitongotra: a.: Zavamaniry fanao fanafody tevika
tohiny
Tsitra: ft.: Toetran'ny olona na biby mivalarnpatra tsy mihetsika. - t.i.f : Atsitra, voatsitra, tafatsitra…tohiny
Tsitrabadimantsaka: a.: Anaram-panafody famorehana izay mahafaty haingana dia haingana (tsy tratran'ny vadiny lasa nantsaka…tohiny
Tsitsihina: a.: Karazana hazo (Dicoryphe viticoides).
tohiny
Tsitsihina: (tsitsika) mt. ih. (tsitsiho): Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin'…tohiny
Tsitsika: a.: Ozona irina hihatra amin'ny olona iray fanao amin'ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano…tohiny
Tsitsina: (tsitsy) mt. ih. (tsitsio): Tsy lanilanina foana: Tsitsio tsara ny uarinareo sao ho sahirana ianareo.…tohiny
Tsitsy: a.: Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina. - t.i.f.: Tsitsina, atsitsy, voatsitsy,…tohiny
Tsitsy: a.: Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rainjaza matetika no mitelina…tohiny
Tsivadibadika: Mitovy amin' ny Tsimbadimbadfka.
tohiny
Tsivadrenikely: a.: Anana misaritaka maniry eny an-taninketsa eny.
tohiny
Tsivaka: p.t.: Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin'…tohiny
Tsivalamandry: (Afs) a.: Laits-na misarona izay mirakitra ny fatin'ny mpanjaka.
tohiny
Tsivalana: a.: Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivaian-kazo ny uaravarana mba ho mafy tsara ny hidin…tohiny
Tsivalanana: (tsivalana) mt. ih, sady pdr. (tsivalàno): Asiana tsivàlana: Tsivalàno hazo ny uauahadim-pahitm. • Salta-nana:…tohiny
Tsivalovalo: (valo) p, mt.: Atao milahatra ho antokony valo valo avy.
tohiny