Litera t
Trandrahina: (trandraka) mt. th, (trandraho): (tany) Hadina mba hovolena: Trandraho tsara ny tany dia hovelominy…tohiny
Trandraka: a.: Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo…tohiny
Trandraka: a.: Fiasana taret amin'ny angady. fihadiana tany. ? h.o,: Fikarohana amin' ny alalan'ny famotopotorana.…tohiny
Tranga: a.: Fiseltoana lany, izany hoe ny ilany fotsiny no hita aloha. 1 tif: Atranga, voatranga, tafatranga…tohiny
Tranitrany: p.t.: Lava ary mitringitringy. - t.i.f•: Mitranitrany, fitranitrany.
tohiny
Trano: a.: Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin'ny fototra, misy rindrina efatra…tohiny
Tranomaizina: a.: Trano itanana an'ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bava-va vitany; fonja.
tohiny
Tranomanara: a.: Trano kely miorina eo ambonin'ny fasan'antokon'andriana sasantsasany.
tohiny
Tranomasina: a.: Trano kely miorina ambony fasan'ny mpanjaka.
tohiny
Tranonomby: a.: Sari-na fihinanan'omby mampahatsiaro ny nahaterahan'i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana…tohiny
Tranovorona: a.: Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana…tohiny
Traoka: a.: Taova lavalava idiran'ny rivotra any amin'ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe…tohiny
Traokabe: a.: Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran'ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny…tohiny
Traotraoka: a.: Anarana omena ilay taolamalemy mivohitra eo anoloan'ny lohatraoka.
tohiny
Trarantitra: a.: Fomba fiarahabana, izay entina mirary ilay olona arahabaina ho tratra antitra.
tohiny