Litera t
Tafintohinina: (tafintohina) mt ih. (tafintohino): Entimilaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay…tohiny
Tafioka: a.: Ny feon'ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin'ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry…tohiny
Tafita: (ita) mt. ih.: Tonga ery an-dafin-drano, ery an-dafinkady., ? h.o.: Tody amin'izay riokendrena: Azo…tohiny
Tafitafy: p. t.: (Varavarana) Mivoha sasaka, sady tsy mikatona tsara no tsy midanadana tanteraka. - t.i.f.: Atafitafy,…tohiny
Tafoaka: ft.: Ilazana ny mihoatra, ny mitafotafo. - t.i.f.: Tafafoaka / manatafoaka, fanatafoaka, mpanatafoaka…tohiny
Tafoana: (tafo) mt. ih. (tafoy): Asiana tafo: Tafoana ny trano rehefa uoapetaka ny ?ohatrano sy ny uarivariny.…tohiny
Tafoforana: a.: Fitaovan'ny mpanefy itsofany ny afo.
tohiny
Tafoforina: (tafofotra) mt. ih. (tafofory): Itsofan'ny rivotra mafy.
tohiny
Tafofotra: a.: Fifofofofon'ny rivotra mitsoka mafy. ? h.o.: Firimorimoana mafy. - t.i.f : Tafofôrina / mitafofotra,…tohiny
Tafolorana: a.: Hazo lava misy tadivavarana haningorana vorona.
tohiny
Tafondro: a.: Fiadiana lehibe fan defasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. -…tohiny
Tafontrano: a.: Sarona ambony amin'ny trano mipetaka amin'ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy-ny varivariny.…tohiny
Tafotafo: p. t.: Feno avo loha, mihoatra ny vava farnarana (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe: feno):…tohiny
Tafy: p. t. : Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana,…tohiny