Litera t
Taboika: na Tabo?-drano a.: Fivoahan'ny rano avy any anaty tany; boiboika. * t.i.f. : Mitaboika, fitaboika, mpitaboika.…tohiny
Tabonaka: a.: Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka. * t.i.f. : Atabonaka, voatabonaka / mitabonaka,…tohiny
Taboretaka: ft.: Fipetrahana miboletaka, malemy toa reraka. * t.i.f. : Ataboretaka / manataboretaka, fanataboretaka,…tohiny
Taboroahana: (taboroaka) mt. ih. (taboroahy): Loahana tanteraka; tanterahina; gorobahana.
tohiny
Taboroaka: a.: Loaka tanteraka, gorobaka. - t.i.f.: Taboroahana, ataboroaka, voataboroaka / manataboroaka, fanataboroaka,…tohiny
Taborobaka: p.t.: Loaka, voaloaka, voagorobaka. - t.i.f.: Manataborobaka, fanataborobaka, mpanataborobaka / anataborobahana,…tohiny
Taborotsaka: Jar. Borotsaka.
tohiny
Tabotetaka: p. t.: Fipetrahana mibahana; fipetrahana, ka ny fitombenana mivelatra sy mitsotra amin'ny iva sy ambany.…tohiny
Tadiavina: (tady) mt. ih. (tadiauo): Atao izay hahitana azy: Notadiavin'ny polisy efa ho roa uolana io mpangalatra…tohiny
Tadidina: (tadidy) mt. ih. (tadidio): Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina:…tohiny
Tadidindrazana: (Btl) a.: Lovantsofina.
tohiny
Tadidy: a.: Fahatsiarovana, arika: Vary tadidy. ? mt. ih, (tadidio): Tsaroana, tsy hadino: Tsy tadidiko intsony…tohiny
Tadimpintana: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo miendrika tadim-pintana.
tohiny
Tadina: (tady) mt, ih. (tadio): Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina. ? Fatorana,…tohiny