Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tàmbana: na Tambàna a.: Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina. - t.i.f-: Tambanana. -…tohiny
Tambanana: (tambana) mt. ih. (tambano): Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zauatra nokinasa…tohiny
Tambany: (ambany) a.: Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin'ny eto afovoan-tany.…tohiny
Tambatambazana: (tambitamby) mt, ih. (tambatambazo): Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba…tohiny
Tambato: a: Mpipai-bato na mpandrafi-bato. tohiny
Tambatra: ft.: Firaisana tsy misaraka, fikambanana ho iray. i tif,: Atambatra, voatambatra, tafatambatra / manambatra,…tohiny
Tambavy: a: Anaran'aretina mahazo ny zaza izay heverina fa av)[ amin'ny vehivavy reniny niteraka azy ihany. ?…tohiny
Tambazana: (tamby) mt. ih. (tambazo): Karamaina: Notambazako telopolo Rakoto hanala ahitra manodidina ny tranonay.…tohiny
Tambelona: a.: Fiverenan'ny ain'olona torana na safotra ka velona sy miaina indray. ? t.i.f.: Mitambelona, fitambelona.…tohiny
Tamberezina: (verezina) p.t.: Enti-milaza olona angatahan-javatra tsisy farany, itampesonana, itambezoana. tohiny
Tamberina: a.: Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray. ? Entina milaza koa…tohiny
Tamberiverena: (tamberiuery) mt. ih. (tamberivereo): Asaina misodisody, mihaodihaody. tohiny
Tamberivery: a.: Fihodinkodinana amin'ny toerana tsy dia mifanalavitra ataon'ny mpangalatra fetsy, ka sady mihodividivitra…tohiny
Tambesarana: (tambesatra) mt. ih. (tambesaro): Tsindriana mafy ka tonga mavesatra: Aza tambesarana io talantalana…tohiny
Tambesatra: a.: Fanindriana mafy eo ambony zavatra anankiray mba hampahavesatra azy kokoa. 6 Tambesarana, atambesatra,…tohiny
Tambezo: na Tambezona a.: Hataka fatratra, fangatahana tsy misy fiatoana sy sesilany; tampesona; ambezo. - t.i.f•:…tohiny
Tambezoina: (tambezo) mt. ih. (tambezoy): Angatahina mafy tsy misy fiatoana sy sesilany. tohiny
Tambiazina: a.: Ranom-by menamena misodika eny ambony rano mihandrona, na le-voila anaty tanimbary na miraikitra…tohiny
Tambina: a.: Zavatra atao tohana hanamafy zavatra iray hafa fanamp?ny: Asio tambiny io toko io fa mila hiongana.…tohiny
Tambinana: (tambina) mt. ih. (tambino): Asiana tambiny na fanampiny mba ho tsara fipetraka. ? h.o,: Enti-milaza…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104