Litera t
T: a.: Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.…tohiny
T-: Tovona fametraka eo alohan'ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza…tohiny
Ta: a.: Ny feo heno avy amin' ny fidonan'ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny…tohiny
Ta: a.: Fanahafana feon-javatra toy ny an'ny tantanana mipaika amin'ny hazo, basy mitefoka, sns...
tohiny
Ta: na Te: Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan'ny mt. milaza faniriana hanao ilay asa lazain'ny…tohiny
Ta-: Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin'ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy…tohiny
Taba: a.: Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana. - t.i.f.: Tabaina, voataba / mitaba, fitaba,…tohiny
Tabaina: (taba) mt ih. (tabao): Akorontana: Notabain'i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra. ? Lotoina…tohiny
Tabaka: a.: Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. - t.i.f.: Atabaka, tafatabaka…tohiny
Tabaka: a.: Fahabetsahana azo anaranam-po. - t.i.f.: Atabaka, tafatabaka / mitabaka, fitabaka.
tohiny
Tabariaka: a.: Fiparitadritahanjavatra etsy sy eroa. - t.i.f.: Atabariaka, voatabariaka, tafatabariaka / manatabariaka,…tohiny
Tabataba: a.: Horakoraka, kotaba: Aoka tsY hisy hanao tabataba fa matory ny marary. ? Fikorontanana, fihetsiketsehana:…tohiny
Tabatabaina: (tabataba) mt. M. (tabatabao): Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny uoronkosamborina.…tohiny
Tabebaka: p. t.: Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa i-va ny halaliny: Haron-tabeb ak a. * Ohab.: Lasan-ko uauany…tohiny