Litera t
Tromba: (Tsm) a.: Fanahy na avelon'ny mpanjaka na ny taranany, na avelon'olona nanan-daza teo amin'ny mpiara-belona…tohiny
Trompetra: (fr, trompette) a,: Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisit6, ary mihoronkorona…tohiny
Trona: a.: Feon'ny kisoakely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontrbna). ? Fisatrasatrana…tohiny
Trondro: a.: Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisa? ary manam-pitaovana ahafahany…tohiny
Tronga: a.: Vody hazo; vatankazo.. - F.-p.: Vody tronga: vody taho; ny tapany ambany amin'ny tahom-boangahazo.…tohiny
Trongisina: (trongy) mt. ih. (trongiso): Hadin'ny kisoa amin'ny vavany, hadin'ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy…tohiny
Trongo: sy Trongony a.: Teny enti-milaza ny kambon-kazo amin'ny tonony; fifadidiran' ny hazo; kitron-tanana...…tohiny
Trongy: a.: Fihadiana, fihohazana ny tany amin'ny vava (kisoa), tandroka, angadinomby... - t.i.f : Trongisina,…tohiny
Trosa: a.: Volan'olona any amin'ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko,…tohiny
Trosaina: (trosa) mt. ih. (trosao): Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko…tohiny
Trosina: a.: Fianjerana miantoraka any aloha. ? Tosika. ? Kohaka mampiantoratoraka. ? Fiambezoana. - t.i.f.:…tohiny
Trosinina: (trosina) mt. ih. (trosino): Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin'ny zanakao ny tsihinay…tohiny
Trotrahina: (trotraka) rat. ih. (trotrahy) Atao tonga trotraka.
tohiny
Trotraka: p. t.: Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana. Jer. Valaka. - t.i.f.: Trotrahina / mahatrotraka / hatrotrahana.…tohiny
Trotro: a.: Farnihinana zavatra amin'ny sandry ka ankinina amin'ny tratra. - t.i.f.: Trotroina, voatrotro, trinotro…tohiny
Trotrobe: a.: Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan'amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe…tohiny