Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tinifitra: (tifitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatifitra, notifirina, nasiana amin'ny basy: Voa ilay uorona notinifitr'…tohiny
Tinily: (tily) mt. ih. misy tsofoka in: Voatily, tilina, kendrena: Tsy sahy nandroso ny fahaualo notinilin'ny…tohiny
Tinombana: (tombana) mt. ih. misy tsofoka in: Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana…tohiny
Tinomboka: (tomboka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatomboka, notetehina: Notinombony ny tarehiny. tohiny
Tinompo: (tompo) mt ih. misy tsofoka in: Voatompo, notompoina: Ny Tanindrazana no notinompony hatramin'ny fahatanorany.…tohiny
Tinongotra: (tongotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voaray amin'ny tongony, notongorina: Rehefa auy naronjiny ilay izy,…tohiny
Tinonta: (tonta) mt. ih. misy tsofoka in: Voatonta, tontaina: Betsaka izay biriky notinontany androany izay.…tohiny
Tinoraka: (toraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoraka, torahana: Omby tinora-defona. tohiny
Tinorotoro: (torotoro) mt. ih. misy tsofoka in: Voatorotoro, voamontsamontsana, mongomongoina: Notinorotoro ny voanjo.…tohiny
Tinory: (tory) mt. ih, misy tsofoka in: Voatory, torina. tohiny
Tinory: (tory) mt. ih. misy tsofoka in: Tonna, didiana, rasaina (omby, kisoa...): Notinory ilay kisoa ka aoka…tohiny
Tinoto: (toto) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoto, totoina: Efa notinoton'ny ankizy ne ny uary? tohiny
Tinototra: (tototra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatototra, nototorana: Nasiany trano tamin'ilay tany notinototra.…tohiny
Tinovana: (touana) mt. ih, misy tsofoka in: Voatovana, tovonana, asiana tovana. tohiny
Tinovo: (touo) mt. ih. misy tsofoka in: Tovozina: Hatao aiza ny rano notinouo? tohiny
Tinozo: (tozo) mt. ih. misy tsofoka in: Tozoina, atao iaretana eny ihany: Notinozony ihany ny asa efa natombony…tohiny
Tinteraka: Jer. Tanteraka. tohiny
Tintina: a.: Feo mangintsingintsina toy ny an'ny lakolosy. i t.i.f.: Mitintina, fitintina. tohiny
Tiona: (angl. tune) a.: Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony. ? Feo anaovana ny hira, pitsiny:…tohiny
Tionelina: (fr. tunnel) a.: Lavaka noloahana anaty tendrombohitra mba hampitohy toerana roa toy izay hiolaka hanodidina.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1031