Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tompoina: (tompo) mt. ih. (tompoy): Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy…tohiny
Tompomenakely: a.: Andriana napetraky ny mpanjaka amin'ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana. tohiny
Tompon-daka: a.: Teny entimilaza izay voalohany amin' ny karazan-daolao nifaninanan'ny maso nandritra ny taona: baolina,…tohiny
Tompondrano: a.: Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin'ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy…tohiny
Tompontany: a.: Karazam-bibilava mitovitovy amin'ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana…tohiny
Tona: a.: Anaran-kafa ilazana ny amalom-bandana. ¶ M.h.: Driatra. tohiny
Tona: sy Dona a.: Bibilava lehibe mpandeha amin'ny alfna sy amin'ny toerana maizimaizina. ? Amalombandana.…tohiny
Tonafana: (tonaka) mt. ih. (tonafy): Tsoforana dona-tsetroka: Notonafana ilay biby ka nivoaka ny lauany. tohiny
Tonaka: p.t.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na…tohiny
Tonaka: a: Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana.…tohiny
Tonàka: p.t.: Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. i t.i.f.: Atonàka j mitonàka,…tohiny
Tonàna: p.t.: Midonanaka, mipetrapetra-poana ary adaladala tsy ampiampy saina. Q M,h.: Manohon-tanana. tohiny
Tonanaka: p.t.: Jer. Donanaka. tohiny
Tonantonana: a.: Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana. ? Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana…tohiny
Tonazy: (fr. tonnage) a.: Ny lanjan'entana mety ho zakan' ny sambom-barotra iray. tohiny
Tondra: ft.: Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin'ny tena. - t.i.f.: Mitondra, fitondra, mpitondra…tohiny
Tondrahana: (tondraka) mt, ih. na mt. pdr. (tondrahy): Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy…tohiny
Tondraka: p. t. : Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka…tohiny
Tondrantondrana: p.t.: Mpitavozavoza, tsy mba kinga na mailaka. i tif: Mitondrantondrana, fitondrantondrana, mpitondrantondrana.…tohiny
Tondrendrena: p. t. : Matoritory, tsikamokamo, toredretra. i t. if.: Mitondrendrena, fitondrendrena, mpitondrendrena.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0261